# Nitoe-jaza indray Lea ''bevohoka indray Lea'' # ary niteraka zanaka lahy faha-enina ho an'i Jakoba ''ary nanome zanaka lahy faha-enina ho an'i Jakoba'' # Nantsoiny hoe Zebolona ny anarany Ireo mpandika teny dia afaka manampy fanamarihana ambany pejy milaza hoe: ''Ny anarana hoe Zebolona dia midika hoe 'voninahitra.''' # ary nantsoiny hoe Dina ny anarany Anaran'ilay zanaka vavin'i Lea izany.