plt_tn/gen/30/12.md

20 lines
476 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Zilpa
Anaran'ny mpanompo vavin'i Lea izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 29:23.
# niteraka zanaka lahy faharoa ho an'i Jakoba
''nanome zanako lahy faharoa ho an'i Jakoba''
# Sambatra aho!
'''Sambatra tokoa aho!'' na ''endre izany hafaliako!''
# ireo zanaka vavy
''ireo vehivavy'' na ''ireo zazavavy''
# nantsoiny hoe Asera ny anarany
Ireo mpandika teny dia afaka manampy fanamarihana ambany pejy milaza hoe: ''Ny anarana hoe Asera dia midika hoe 'faly.'''