# Zilpa Anaran'ny mpanompo vavin'i Lea izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 29:23. # niteraka zanaka lahy faharoa ho an'i Jakoba ''nanome zanako lahy faharoa ho an'i Jakoba'' # Sambatra aho! '''Sambatra tokoa aho!'' na ''endre izany hafaliako!'' # ireo zanaka vavy ''ireo vehivavy'' na ''ireo zazavavy'' # nantsoiny hoe Asera ny anarany Ireo mpandika teny dia afaka manampy fanamarihana ambany pejy milaza hoe: ''Ny anarana hoe Asera dia midika hoe 'faly.'''