plt_tn/gen/30/03.md

24 lines
679 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Hoy izy
''Hoy Rahely''
# Indro
'''Henoy'' na ''Manongilana sofina amin'izay holazaiko anao.'' Manampy hanasongadinana izay holazain'i Rahely manaraka izany.
# ity ny mpanompoko Bila ... hananako zaza avy aminy
Tamin'izany fotoana izany, izany dia fomba azo ekena ho an'ny vehivavy momba hahafahany manan-janaka ara-dalàna. Ny tena heviny dia afaka atao mazava tsara.
# Bila
Anaran'ny mpanompo vavin'i Rahely izany. Jereo ny nandikanao izany anarana izany ao amin'ny 29:28.
# eo am-pofoako
Izany dia fomba ilazana fa ny zaza izay haterak'i Bila dia ho an'i Rahely. DH: "ho ahy''
# hananako zanaka avy aminy
''ary amin'izany fomba izany no hampanany zanaka ho ahy''