# Hoy izy ''Hoy Rahely'' # Indro '''Henoy'' na ''Manongilana sofina amin'izay holazaiko anao.'' Manampy hanasongadinana izay holazain'i Rahely manaraka izany. # ity ny mpanompoko Bila ... hananako zaza avy aminy Tamin'izany fotoana izany, izany dia fomba azo ekena ho an'ny vehivavy momba hahafahany manan-janaka ara-dalàna. Ny tena heviny dia afaka atao mazava tsara. # Bila Anaran'ny mpanompo vavin'i Rahely izany. Jereo ny nandikanao izany anarana izany ao amin'ny 29:28. # eo am-pofoako Izany dia fomba ilazana fa ny zaza izay haterak'i Bila dia ho an'i Rahely. DH: "ho ahy'' # hananako zanaka avy aminy ''ary amin'izany fomba izany no hampanany zanaka ho ahy''