plt_tn/gen/29/04.md

16 lines
426 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Hoy Jakoba tamin'izy ireo hoe
''niteny tamin' ireo mpiandry Jakoba hoe''
# Ry rahalahiko
Fomba mihaja fiarahabana ny vahiny izany.
# Labana zanaka lahin'i Nahora
Eto ny ''zanaka lahy'' dia ilazana ny taranaka lehilahy. Ny mety ho heviny hafa dia ''Labana ilay zafikelin'i Nahora.''(UDB)
# ary, indro, Rahely zanany vavy tamy miaraka amin'ny ondry
''Ary jereo! fa i Rahely zanany vavy ity tamy miaraka amin'ny ondry''