# Hoy Jakoba tamin'izy ireo hoe ''niteny tamin' ireo mpiandry Jakoba hoe'' # Ry rahalahiko Fomba mihaja fiarahabana ny vahiny izany. # Labana zanaka lahin'i Nahora Eto ny ''zanaka lahy'' dia ilazana ny taranaka lehilahy. Ny mety ho heviny hafa dia ''Labana ilay zafikelin'i Nahora.''(UDB) # ary, indro, Rahely zanany vavy tamy miaraka amin'ny ondry ''Ary jereo! fa i Rahely zanany vavy ity tamy miaraka amin'ny ondry''