plt_tn/gen/27/39.md

28 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# niteny taminy
''niteny tamin'i Esao''
# Indro
Manampy hanasongadinana izay holazain'i Isaka manaraka izany. DH: "mihainoa'' na ''Henoy tsara izay holazaiko anao''
# lavitry ny haren'ny tany
Hevitra ambadikin'ny ilazana ny fahalonahan'ny tany izany. DH: "lavitry ny tany lonaka''
# anao ...ianao
Ao amin'ny 27:39-40 dia ilazana an'i Esao izany, Kanefa izay nolazain'i Isaka dia hiatra ihany koa amin'ireo taranak'i Isaka.
# andon'ny lanitra ambony
"Ando'' dia rano latsaka izay mipetraka eny amin'ireo zava-maniry mandritra ny alina. Afaka ataonao mazava izany ao amin'ny fandikan-teny. DH: "zavona amin'ny alina izay avy any an-danitra mba hanondraka ireo vokotrao''
# Amin'ny sabatrao no hivelomanao
Eto ny ''sabatra'' dia ilazana ny heri-setra. DH: "Handroba sy hamono olona ianao mba hahafahanao maka izay ilainao hivelomana''
# hanozongozona ny ziogany avy amin'ny vozonao ianao
Miresaka ny olona izay manana tompo toy ny zioga izay tsy maintsy entin'ny olona ny fanapahan'ny tompo eo amin'ny olona izany. DH: "hanafaka ny tenanao amin'ny fanapahany ianao'' (UDB)