# niteny taminy ''niteny tamin'i Esao'' # Indro Manampy hanasongadinana izay holazain'i Isaka manaraka izany. DH: "mihainoa'' na ''Henoy tsara izay holazaiko anao'' # lavitry ny haren'ny tany Hevitra ambadikin'ny ilazana ny fahalonahan'ny tany izany. DH: "lavitry ny tany lonaka'' # anao ...ianao Ao amin'ny 27:39-40 dia ilazana an'i Esao izany, Kanefa izay nolazain'i Isaka dia hiatra ihany koa amin'ireo taranak'i Isaka. # andon'ny lanitra ambony "Ando'' dia rano latsaka izay mipetraka eny amin'ireo zava-maniry mandritra ny alina. Afaka ataonao mazava izany ao amin'ny fandikan-teny. DH: "zavona amin'ny alina izay avy any an-danitra mba hanondraka ireo vokotrao'' # Amin'ny sabatrao no hivelomanao Eto ny ''sabatra'' dia ilazana ny heri-setra. DH: "Handroba sy hamono olona ianao mba hahafahanao maka izay ilainao hivelomana'' # hanozongozona ny ziogany avy amin'ny vozonao ianao Miresaka ny olona izay manana tompo toy ny zioga izay tsy maintsy entin'ny olona ny fanapahan'ny tompo eo amin'ny olona izany. DH: "hanafaka ny tenanao amin'ny fanapahany ianao'' (UDB)