plt_tn/gen/27/22.md

12 lines
372 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Nanatona an'Isaka rainy i Jakoba
"Nanakaiky an'Isaka rainy i Jakoba"
# Ilay feo dia ny feon'i Jakoba
Nampitaha ny feon'i Jakoba tamin'ny Jakoba tenany i Isaka. DH: "Toa mitovy feo amin'i Jakoba ianao"
# fa ireo tanana kosa dia tanan'i Esao
Nampitaha ny tanan'i Esao tamin'ny Esao tenany i Isaka. DH: "kanefa ny fitsapana ireo tananao dia toa an' ireo tanan'i Esao"