# Nanatona an'Isaka rainy i Jakoba "Nanakaiky an'Isaka rainy i Jakoba" # Ilay feo dia ny feon'i Jakoba Nampitaha ny feon'i Jakoba tamin'ny Jakoba tenany i Isaka. DH: "Toa mitovy feo amin'i Jakoba ianao" # fa ireo tanana kosa dia tanan'i Esao Nampitaha ny tanan'i Esao tamin'ny Esao tenany i Isaka. DH: "kanefa ny fitsapana ireo tananao dia toa an' ireo tanan'i Esao"