plt_tn/gen/25/19.md

20 lines
565 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ireto avy ireo tranga nahakasika an'Isaka, zanaka lahin'i Abrahama
Izany fehezanteny izany dia mampiditra ny tantaran'ireo taranak'i Isaka ao amin'ny Genesisy 25:19-35:29. DH: "Toy izao ny tantaran'ireo taranak'i Isaka, zanaka lahin'i Abrahama"
# Efa-polo taona
"40 taona"
# raha naka vady an'i Rebeka izy
"raha nanambady an'i Rebeka izy"
# Betoela
Rain'i Rebeka i Betoela. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 22:20.
# Padan-Arama
Anarana hafa iantsoana ny faritr'i Mesopotamia izany, izay mitovy amin'izay misy an'i Iraka taty aoriana (Iraka vaovao).