# Ireto avy ireo tranga nahakasika an'Isaka, zanaka lahin'i Abrahama Izany fehezanteny izany dia mampiditra ny tantaran'ireo taranak'i Isaka ao amin'ny Genesisy 25:19-35:29. DH: "Toy izao ny tantaran'ireo taranak'i Isaka, zanaka lahin'i Abrahama" # Efa-polo taona "40 taona" # raha naka vady an'i Rebeka izy "raha nanambady an'i Rebeka izy" # Betoela Rain'i Rebeka i Betoela. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 22:20. # Padan-Arama Anarana hafa iantsoana ny faritr'i Mesopotamia izany, izay mitovy amin'izay misy an'i Iraka taty aoriana (Iraka vaovao).