plt_tn/gen/24/52.md

16 lines
487 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ny tenin'izy ireo
"ny tenin'i Labana sy Betoela." Eto ny teny dia manambara izay nolazain'izy ireo. DH: "izay nolazain'i Labana sy Betoela"
# niankohoka tamin'ny tany izy
Ny miankohoka amin'ny tany eo anatrehan'Andriamanitra dia fomba filaza ny fanomezam-boninahitra azy.
# karazan-javatra volafotsy sy karazan-javatra volamena
"zavatra volafotsy sy volamena" na "zavatra natao tamin'ny volafotsy sy volamena"
# fanomezana sarobidy
"fanomezana lafo" na "fanomezana manan-danja"