# ny tenin'izy ireo "ny tenin'i Labana sy Betoela." Eto ny teny dia manambara izay nolazain'izy ireo. DH: "izay nolazain'i Labana sy Betoela" # niankohoka tamin'ny tany izy Ny miankohoka amin'ny tany eo anatrehan'Andriamanitra dia fomba filaza ny fanomezam-boninahitra azy. # karazan-javatra volafotsy sy karazan-javatra volamena "zavatra volafotsy sy volamena" na "zavatra natao tamin'ny volafotsy sy volamena" # fanomezana sarobidy "fanomezana lafo" na "fanomezana manan-danja"