plt_tn/gen/24/26.md

20 lines
521 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ilay lehilahy
"ilay mpanompo" (UDB)
# niankohoka
Famataram-panetre-tena eo anatrehan'Andriamanitra izany.
# izay tsy nahafoy ny tsy fivadiham-panekeny sy ny fahamendreham-pitokisany nanoloana ny tompoko
"tsy nitsahatra naneho ny tsy fivadiham-panekeny sy ny fahamendreham-pitokisany tamin'ny tompoko." Afaka atao izany hoe: DH: "mbola nanohy ny hahatoky sy tsy mivadika nohon'ny fanekeny tamin'ny Tompoko"
# tsy nahafoy
Afaka atao izany hoe: DH: "manohy maneho"
# ireo havana
"fianakaviana" na "fianakaviambe"