# ilay lehilahy "ilay mpanompo" (UDB) # niankohoka Famataram-panetre-tena eo anatrehan'Andriamanitra izany. # izay tsy nahafoy ny tsy fivadiham-panekeny sy ny fahamendreham-pitokisany nanoloana ny tompoko "tsy nitsahatra naneho ny tsy fivadiham-panekeny sy ny fahamendreham-pitokisany tamin'ny tompoko." Afaka atao izany hoe: DH: "mbola nanohy ny hahatoky sy tsy mivadika nohon'ny fanekeny tamin'ny Tompoko" # tsy nahafoy Afaka atao izany hoe: DH: "manohy maneho" # ireo havana "fianakaviana" na "fianakaviambe"