plt_tn/gen/23/07.md

40 lines
1.2 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nandohalika
Ny dikany dia mamoritra ny lohalika na mandohalika farany ambany am-panetretena mba hanehoana fanajana sy voninahitra amin'ny olona iray.
# tamin'ireo olon'ny tany, tamin'ireo zanaka lahin'i Heta
"amin'ireo zanaka lahin'i Heta izay nonina teo amin'ilay faritra"
# ireo zanaka lahin'i Heta
Eto ny "zanaka lahy" dia ilazana ireo taranak'i Heta. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 23:3. DH: "ireo taranak'i Heta" Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 23:3.
# ny faty izay ahy
Afaka atao izany hoe: DH: "ny vadiko izay efa maty" na "ny vadiko"
# Efrona ...Zohara
Anaran-dehilahy izy ireo.
# ny lava-baton'i Makpela
"ilay lava-baton'i Makpela." Makpela no anaran'ilay toerana na faritra. Nanana saha any Makpela i Efrona ary ilay lava-bato dia ao anatin'ilay saha.
# izay azy
Milaza zavatra momba an'ilay lava-bato izany. An'i Efrona ary ilay lava-bato.
# izay any amin'ny faran'ny sahany
Milaza zavatra momba an'ilay lava-bato ihany koa izany. Any amin'ny faran'ny sahan'i Efrona ilay lava-bato.
# hivarotra izany amiko ampahibemaso
"varoty izany amiko eto imason'ny rehetra" (UDB) na "varoty amiko eto amin'ny fanatrehanareo"
# ho toy ny fananana
"ampahan-tany izay ho ahy ka afaka ampiasaiko"