# nandohalika Ny dikany dia mamoritra ny lohalika na mandohalika farany ambany am-panetretena mba hanehoana fanajana sy voninahitra amin'ny olona iray. # tamin'ireo olon'ny tany, tamin'ireo zanaka lahin'i Heta "amin'ireo zanaka lahin'i Heta izay nonina teo amin'ilay faritra" # ireo zanaka lahin'i Heta Eto ny "zanaka lahy" dia ilazana ireo taranak'i Heta. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 23:3. DH: "ireo taranak'i Heta" Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 23:3. # ny faty izay ahy Afaka atao izany hoe: DH: "ny vadiko izay efa maty" na "ny vadiko" # Efrona ...Zohara Anaran-dehilahy izy ireo. # ny lava-baton'i Makpela "ilay lava-baton'i Makpela." Makpela no anaran'ilay toerana na faritra. Nanana saha any Makpela i Efrona ary ilay lava-bato dia ao anatin'ilay saha. # izay azy Milaza zavatra momba an'ilay lava-bato izany. An'i Efrona ary ilay lava-bato. # izay any amin'ny faran'ny sahany Milaza zavatra momba an'ilay lava-bato ihany koa izany. Any amin'ny faran'ny sahan'i Efrona ilay lava-bato. # hivarotra izany amiko ampahibemaso "varoty izany amiko eto imason'ny rehetra" (UDB) na "varoty amiko eto amin'ny fanatrehanareo" # ho toy ny fananana "ampahan-tany izay ho ahy ka afaka ampiasaiko"