forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
341 B
Markdown
16 lines
341 B
Markdown
|
# Niaina fito amby roapolo amby zato taona i Saraha
|
||
|
|
||
|
Fito taona - "Niaina 127 taona i Saraha"
|
||
|
|
||
|
# Izany ny taona niainan'i Saraha
|
||
|
|
||
|
Misy ireo dikanteny izay tsy mampiditra izany fehezanteny izany.
|
||
|
|
||
|
# Kiriata Arba
|
||
|
|
||
|
Anaran-tanàna izany.
|
||
|
|
||
|
# Nisaona sy nitomany an'i Saraha i Abrahama
|
||
|
|
||
|
"Nalahelo mafy sy nitomany i Abrahama satria maty i Sarah"
|