# Niaina fito amby roapolo amby zato taona i Saraha Fito taona - "Niaina 127 taona i Saraha" # Izany ny taona niainan'i Saraha Misy ireo dikanteny izay tsy mampiditra izany fehezanteny izany. # Kiriata Arba Anaran-tanĂ na izany. # Nisaona sy nitomany an'i Saraha i Abrahama "Nalahelo mafy sy nitomany i Abrahama satria maty i Sarah"