plt_tn/gen/22/23.md

28 lines
502 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Lasa rain'i Rebeka i Betoela
"taty aoriana kely dia lasa rain'i Rebeka i Betoela"
# Ireo zaza valo ireo no naterak'i Milka tamin'i Nahora, rahalahin'i Abrahama
"ireo no zaza valo ireo no naterak'i Milka sy Nahora, rahalahin'i Abrahama." Ilazana ireo ankizy voatanisa ao amin'ny 22:20 izany.
# valo
"8"
# ny vaditsindranony
"vaditsindranon'i Nahora"
# Reoma
Anaram-behivavy izany.
# niteraka koa
"niteraka ihany koa an'i..."
# Teba, Gahama, Tahasy sy Meaka
Anaran-dehilahy avokoa izany.