# Lasa rain'i Rebeka i Betoela "taty aoriana kely dia lasa rain'i Rebeka i Betoela" # Ireo zaza valo ireo no naterak'i Milka tamin'i Nahora, rahalahin'i Abrahama "ireo no zaza valo ireo no naterak'i Milka sy Nahora, rahalahin'i Abrahama." Ilazana ireo ankizy voatanisa ao amin'ny 22:20 izany. # valo "8" # ny vaditsindranony "vaditsindranon'i Nahora" # Reoma Anaram-behivavy izany. # niteraka koa "niteraka ihany koa an'i..." # Teba, Gahama, Tahasy sy Meaka Anaran-dehilahy avokoa izany.