plt_tn/gen/22/07.md

28 lines
639 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ry raiko
Fomba firesaka maneho fitiavana ataon'ny zanaka amin'ny rainy izany.
# Inty aho
"eny, mihaino aho" na "eny, ahoana izay?" Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 22:1.
# ry zanako
Fomba firesaka maneho fitiavana ataon'ny rainy amin'ny zanaka izany.
# ny afo
Eto ny hoe "ny afo" dia ilazana ny lasitra misy arina mirehitra na jiro na fanilo. Jereo ny nandikanao an'izany ao amin'ny 22:4.
# fa aiza ilay ondry ho atao fanatitra dorana
"ilay ondry izay atolotrao ho fanatitra dorana"
# Andriamanitra mihitsy
Eto ny hoe "mihitsy" dia manasongadina fa Andriamanitrano hamatsy ilay ondry.
# hamatsy antsika
"hanome antsika"