# Ry raiko Fomba firesaka maneho fitiavana ataon'ny zanaka amin'ny rainy izany. # Inty aho "eny, mihaino aho" na "eny, ahoana izay?" Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 22:1. # ry zanako Fomba firesaka maneho fitiavana ataon'ny rainy amin'ny zanaka izany. # ny afo Eto ny hoe "ny afo" dia ilazana ny lasitra misy arina mirehitra na jiro na fanilo. Jereo ny nandikanao an'izany ao amin'ny 22:4. # fa aiza ilay ondry ho atao fanatitra dorana "ilay ondry izay atolotrao ho fanatitra dorana" # Andriamanitra mihitsy Eto ny hoe "mihitsy" dia manasongadina fa Andriamanitrano hamatsy ilay ondry. # hamatsy antsika "hanome antsika"