plt_tn/gen/21/25.md

20 lines
694 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Nitaraina tamin'i Abimeleka ihany koa Abrahama
Ireo mety ho heviny dia 1) nitaraina mahakasika izay nitranga i Abrahama na 2) "nibedy/ niteny mafy an'i Abimeleka ihany koa Abrahama"
# mahakasika ny lavaka fantsakana nalain'ny mpanompon'i Abimeleka an-keriny taminy
"Satria ireo mpanompon'i Abimeleka naka an-keriny ny fantsakan'i Abrahama"
# naka an-keriny taminy
"naka izany tamin'i Abrahama" na "naka ny fifehezana ny..." (UDB)
# tsy mbola nandre momba izany aho raha tsy androany
"Izao no fotoana voalohany nahenoako izany"
# Abrahama dia naka ondry sy omby ka nomeny an'i Abimeleka
Mari-pamantaranan'ny fihavanana izany fa i Abrahama nanaiky ny hanao fanekena tamin'i Abimeleka.