# Nitaraina tamin'i Abimeleka ihany koa Abrahama Ireo mety ho heviny dia 1) nitaraina mahakasika izay nitranga i Abrahama na 2) "nibedy/ niteny mafy an'i Abimeleka ihany koa Abrahama" # mahakasika ny lavaka fantsakana nalain'ny mpanompon'i Abimeleka an-keriny taminy "Satria ireo mpanompon'i Abimeleka naka an-keriny ny fantsakan'i Abrahama" # naka an-keriny taminy "naka izany tamin'i Abrahama" na "naka ny fifehezana ny..." (UDB) # tsy mbola nandre momba izany aho raha tsy androany "Izao no fotoana voalohany nahenoako izany" # Abrahama dia naka ondry sy omby ka nomeny an'i Abimeleka Mari-pamantaranan'ny fihavanana izany fa i Abrahama nanaiky ny hanao fanekena tamin'i Abimeleka.