forked from WA-Catalog/plt_tn
48 lines
1.6 KiB
Markdown
48 lines
1.6 KiB
Markdown
|
# Ary tamin'izany fotoana izany
|
||
|
|
||
|
Izany andian-teny izany dia manamarika ny fiantombohan'ny fizaran-tantara vaovao. Raha manana fomba filaza an'izany ny fiteninao, dia afaka mihevitra ny hampiasa izany eto ianao.
|
||
|
|
||
|
# Pikola
|
||
|
|
||
|
Anaran-dehilahy izany.
|
||
|
|
||
|
# lehiben'ny tafiny
|
||
|
|
||
|
"manam-boninahitry ny tafiny" (UDB)
|
||
|
|
||
|
# ny tafiny
|
||
|
|
||
|
Ny teny "azy"/ "..ny" dia ilazana an'i Abimeleka.
|
||
|
|
||
|
# Andriamanitra dia momba anao amin'izay rehetra ataonao
|
||
|
|
||
|
Eto ny andian-teny "momba anao" dia fomba fiteny izay midika fa Andriamanitra manampy sy mitahy an'i Abrahama. DH: "Andriamanitra mitahy izay ataonao rehetra"
|
||
|
|
||
|
# Ankehitriny noho izany
|
||
|
|
||
|
Ny teny "Ankehitriny" dia tsy midika hoe "amin'izao fotoana izao", fa nampiasaina mba hisarihana ny fifantohana ho amin'ny zavatra manan-danja ho avy manaraka. DH: "noho izany"
|
||
|
|
||
|
# mianianà amiko eto anatrehan'Andriamanitra
|
||
|
|
||
|
Fomba fiteny izany izay midika fanaovana fihanianana manetriketrika izay hatrehin'ireo mana-pahefana ambony, amin'izany, Andriamanitra. DH: "mianianà amiko ary Andriamanitra no vavolombelona"
|
||
|
|
||
|
# fa tsy hanao ratsy amiko ianao
|
||
|
|
||
|
"fa tsy handainga amiko ianao"
|
||
|
|
||
|
# tsy hanao ratsy ... amin'ny taranako
|
||
|
|
||
|
Azo atao ihany koa izany hoe: DH: "hanao fitondrana amin'ny hitsim-po amiko sy ireo taranako.
|
||
|
|
||
|
# Asehoy ahy ... ny fahatokisam-panekena izay nasehoko taminao
|
||
|
|
||
|
Nifanao fifanekena ireo lehilahy roa ireo. Ny anarana "fahatokisana" dia azo atao hoe" mahatoky" na "tsy mivadika." DH: "Aoka ho mahatoky amiko sy ny tany toy izay efa nataoko anao"
|
||
|
|
||
|
# amin'ity tany
|
||
|
|
||
|
Eto ny "tany" dia milaza ny olona. DH: "amin'ny olon'ny tany"
|
||
|
|
||
|
# Mianina aho
|
||
|
|
||
|
Afaka atao izany hoe: DH: "Mianina ny hahatoky aminao sy ny olonao aho tahaka ny nataonao tamiko"
|