# Ary tamin'izany fotoana izany Izany andian-teny izany dia manamarika ny fiantombohan'ny fizaran-tantara vaovao. Raha manana fomba filaza an'izany ny fiteninao, dia afaka mihevitra ny hampiasa izany eto ianao. # Pikola Anaran-dehilahy izany. # lehiben'ny tafiny "manam-boninahitry ny tafiny" (UDB) # ny tafiny Ny teny "azy"/ "..ny" dia ilazana an'i Abimeleka. # Andriamanitra dia momba anao amin'izay rehetra ataonao Eto ny andian-teny "momba anao" dia fomba fiteny izay midika fa Andriamanitra manampy sy mitahy an'i Abrahama. DH: "Andriamanitra mitahy izay ataonao rehetra" # Ankehitriny noho izany Ny teny "Ankehitriny" dia tsy midika hoe "amin'izao fotoana izao", fa nampiasaina mba hisarihana ny fifantohana ho amin'ny zavatra manan-danja ho avy manaraka. DH: "noho izany" # mianianĂ  amiko eto anatrehan'Andriamanitra Fomba fiteny izany izay midika fanaovana fihanianana manetriketrika izay hatrehin'ireo mana-pahefana ambony, amin'izany, Andriamanitra. DH: "mianianĂ  amiko ary Andriamanitra no vavolombelona" # fa tsy hanao ratsy amiko ianao "fa tsy handainga amiko ianao" # tsy hanao ratsy ... amin'ny taranako Azo atao ihany koa izany hoe: DH: "hanao fitondrana amin'ny hitsim-po amiko sy ireo taranako. # Asehoy ahy ... ny fahatokisam-panekena izay nasehoko taminao Nifanao fifanekena ireo lehilahy roa ireo. Ny anarana "fahatokisana" dia azo atao hoe" mahatoky" na "tsy mivadika." DH: "Aoka ho mahatoky amiko sy ny tany toy izay efa nataoko anao" # amin'ity tany Eto ny "tany" dia milaza ny olona. DH: "amin'ny olon'ny tany" # Mianina aho Afaka atao izany hoe: DH: "Mianina ny hahatoky aminao sy ny olonao aho tahaka ny nataonao tamiko"