plt_tn/gen/20/08.md

28 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Nolazainy tamin'izy ireo izany zavatra rehetra izany
"Nolazainy tamin'izy ireo ny zavatra rehetra izay nolazain'Andriamanitra azy"
# Inona ity nataonao taminay?
Nampiasa izany fanontaniana fampisainana izany i Abimeleka mba hanamelohany an'i Abrahama. DH: "Nanao zava-dratsy taminay ianao!" na "Jereo ity nataonao anay!"
# taminay
Ny teny "taminay" eto dia ilazana an'i Saraha sy Abrahama. Ampiasao ny "anay" na "izahay."
# Ahoana ny nanotàko taminao, no dia nitondra fahotana ...?
Nampiasa izany fanontaniana fampisainana izany i Abimeleka mba hampahatsiarovany fa nanota taminy i Abrahama. DH: "Tsy nampanao zavatra anao izay mitondra ... fahotana."
# no dia nitondra fahotana lehibe teo amiko sy ny fanjakako ianao
Nanao olona ho meloka nohon'ny fahotana dia resahina ny "fahotana" toy izay azo hasolo olona. DH: "mba hanamelohanao ahy sy ny fanjakako amin'izany fahotana mahatsiravina izany"
# amin'ny fanjakako
Eto ny "fanjakana" dia milaza ny olona. DH: "eo amin'ny olon'ny fanjakako"
# Nataonao tamiko izay tsy tokony natao
"Tsy tokony nanao izany tamiko ianao"