# Nolazainy tamin'izy ireo izany zavatra rehetra izany "Nolazainy tamin'izy ireo ny zavatra rehetra izay nolazain'Andriamanitra azy" # Inona ity nataonao taminay? Nampiasa izany fanontaniana fampisainana izany i Abimeleka mba hanamelohany an'i Abrahama. DH: "Nanao zava-dratsy taminay ianao!" na "Jereo ity nataonao anay!" # taminay Ny teny "taminay" eto dia ilazana an'i Saraha sy Abrahama. Ampiasao ny "anay" na "izahay." # Ahoana ny nanotàko taminao, no dia nitondra fahotana ...? Nampiasa izany fanontaniana fampisainana izany i Abimeleka mba hampahatsiarovany fa nanota taminy i Abrahama. DH: "Tsy nampanao zavatra anao izay mitondra ... fahotana." # no dia nitondra fahotana lehibe teo amiko sy ny fanjakako ianao Nanao olona ho meloka nohon'ny fahotana dia resahina ny "fahotana" toy izay azo hasolo olona. DH: "mba hanamelohanao ahy sy ny fanjakako amin'izany fahotana mahatsiravina izany" # amin'ny fanjakako Eto ny "fanjakana" dia milaza ny olona. DH: "eo amin'ny olon'ny fanjakako" # Nataonao tamiko izay tsy tokony natao "Tsy tokony nanao izany tamiko ianao"