plt_tn/gen/19/31.md

24 lines
822 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ny vavimatoa
"Ny zanak'i Lota vavimatoa" na "ny zokiny amin'ny zanany vavy"
# ilay zandriny
"ilay zandriny amin'ny zanany vavy" na "ny zandriny vavy kely"
# araka izay fanaon'izao tontolo izao
Eto ny "izao tontolo izao" dia ilazana ny olona. DH: "araka ny fanaon'ny olona na aiza na aiza"
# misotro divay
Afaka hazavaina fa ny tanjon'izy ireo dia ny hahamamo azy. DH: "hisotro divay mandra-pahamamo azy" (UDB) na "mamon-divay"
# mba hafahantsika manitatra ny taranaky ny raintsika
Miresaka ny hanomezana taranaka an'i Lota toy ny hoe manalava ny fetran'ny ankohonany izy ireo. DH: "mba hahafahantsika manan-janaka izay ho taranaky ny raintsika" (UDB)
# tsy nahafantatra ny fotoana izay nandriany, na ny nifohazany
"tsy nahafantatra n'inona n'inona momba izany izy" na "tsy fantany fa niara-nandry taminy izy"