# Ny vavimatoa "Ny zanak'i Lota vavimatoa" na "ny zokiny amin'ny zanany vavy" # ilay zandriny "ilay zandriny amin'ny zanany vavy" na "ny zandriny vavy kely" # araka izay fanaon'izao tontolo izao Eto ny "izao tontolo izao" dia ilazana ny olona. DH: "araka ny fanaon'ny olona na aiza na aiza" # misotro divay Afaka hazavaina fa ny tanjon'izy ireo dia ny hahamamo azy. DH: "hisotro divay mandra-pahamamo azy" (UDB) na "mamon-divay" # mba hafahantsika manitatra ny taranaky ny raintsika Miresaka ny hanomezana taranaka an'i Lota toy ny hoe manalava ny fetran'ny ankohonany izy ireo. DH: "mba hahafahantsika manan-janaka izay ho taranaky ny raintsika" (UDB) # tsy nahafantatra ny fotoana izay nandriany, na ny nifohazany "tsy nahafantatra n'inona n'inona momba izany izy" na "tsy fantany fa niara-nandry taminy izy"