plt_tn/gen/19/12.md

20 lines
777 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Dia niteny ireo lehilahy
"Dia niteny ireo lehilahy roa" na "Dia niteny ireo anjely"
# Mbola misy olon-kafa ve ato aminao?
"Mbola misy hafa isan'ny fianakavinao ve eto an-tanàna?" na "Mbola misy hafa isan'ireo havanao ve amin'ity toerana ity?"
# izay hanananao eto amin'ity tanàna ity
"izay hafa anisan'ireo fianakavinao izay monina amin'ity tanàna ity"
# Fa efa ho ravainay
Ny teny hoe: "izahay" eto dia ilazana ireo anjely roa. Ireo anjely roa ihany no handrava ny tanàna; tsy handrava izany i Lota. Ny "izahay" no ampiasainao eto.
# ny fiampangana izany eo anatrehan'i Yaveh dia tonga mafy loatra
Afaka hovaina ho matoanteny ny anarana hoe:" fiampangana". DH: "betsaka loatra ny olona nilaza tamin'i Yaveh fa ny olon'izany tanàna izany dia manao zava-dratsy"