# Dia niteny ireo lehilahy "Dia niteny ireo lehilahy roa" na "Dia niteny ireo anjely" # Mbola misy olon-kafa ve ato aminao? "Mbola misy hafa isan'ny fianakavinao ve eto an-tanàna?" na "Mbola misy hafa isan'ireo havanao ve amin'ity toerana ity?" # izay hanananao eto amin'ity tanàna ity "izay hafa anisan'ireo fianakavinao izay monina amin'ity tanàna ity" # Fa efa ho ravainay Ny teny hoe: "izahay" eto dia ilazana ireo anjely roa. Ireo anjely roa ihany no handrava ny tanàna; tsy handrava izany i Lota. Ny "izahay" no ampiasainao eto. # ny fiampangana izany eo anatrehan'i Yaveh dia tonga mafy loatra Afaka hovaina ho matoanteny ny anarana hoe:" fiampangana". DH: "betsaka loatra ny olona nilaza tamin'i Yaveh fa ny olon'izany tanàna izany dia manao zava-dratsy"