plt_tn/gen/18/09.md

20 lines
590 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Niteny tamin'izy ireo izy
"Avy eo dia niteny tamin'i Abrahama izy ireo"
# Hoy izy hoe: "Hiverina aty aminao tokoa aho
Ny teny hoe: "izy" dia ilazana ilay lehilahy izay nantsoin'i Abrahama hoe :"Tompo" ao amin'ny 18:3.
# amin'ny lohataona
"raha hiverina izao vanim-potoana izao amin'ny taona manaraka" na "tahaka izao fotoana izao amin'ny taona manaraka" (UDB)
# ary indro
Ny teny hoe: "indro" eto dia manaitra antsika hitandrina ny fampahafantarana tsy ampoizina izay hanaraka eo.
# teo antokonam-baravaran'ny lay
"teo amin'ny fisokafan'ny lay" na "teo amin'ny fidiranan'ny lay"