# Niteny tamin'izy ireo izy "Avy eo dia niteny tamin'i Abrahama izy ireo" # Hoy izy hoe: "Hiverina aty aminao tokoa aho Ny teny hoe: "izy" dia ilazana ilay lehilahy izay nantsoin'i Abrahama hoe :"Tompo" ao amin'ny 18:3. # amin'ny lohataona "raha hiverina izao vanim-potoana izao amin'ny taona manaraka" na "tahaka izao fotoana izao amin'ny taona manaraka" (UDB) # ary indro Ny teny hoe: "indro" eto dia manaitra antsika hitandrina ny fampahafantarana tsy ampoizina izay hanaraka eo. # teo antokonam-baravaran'ny lay "teo amin'ny fisokafan'ny lay" na "teo amin'ny fidiranan'ny lay"