plt_tn/gen/18/01.md

28 lines
734 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Mamre
Anaran'ilay lehilahy izay tompon'ny Hazo Terebinta izany.
# teo an-tokanam-baravaran'ny lay
"teo amin'ny fisokafan'ny lay" na "teo amin'ny fidiranan'ny lay"
# tamin'ny misandratr'andro
"fotoana mafana indrindra ao anatin'ny andro"
# Niandrandra izy ary, indro, nahita lehilahy telo nitsangana
"Niandrandra izy ary, indro, nisy lehilahy telo teo amin'ny tandrifiny."
# indro
"tampoka teo." Ny teny hoe : "indro" eto dia maneho amintsika fa nanaitra an'i Abrahama izay niseho manaraka.
# teo amin'ny tandrifiny
"teo akaiky teo" na "teo". Teo akaikiny izy ireo, kanefa ampy hihazakazahany hankeny amin'izy ireo.
# niankohoka
Miondrika amin'ny fanetre-tena mba haneho fanajana sy voninahitra manoloana ny olona iray.