plt_tn/gen/17/07.md

20 lines
494 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana ankapobeny:
Manohy miresaka amin'i Abrahama Andriamanitra.
# amin'ireo taranaka fara-mandimbin'izy ireo
"ho an'ny taranaka tsirairay"
# ho fanekena tsy manam-pahataperana
"ho fanekena izay haharitra mandrakizay"
# ho Andriamanitra ho anao sy ho an'ireo taranaka mandimby anao
"ho Andriamanitrao sy ho Andriamanitr'ireo taranakao" na "fanekena"
# Kanana, ho fananana mandrakizay
"Kanana, ho toy ny fananana mandrakizay" na "Kanana, ho fananana maharitra mandrakizay"