# Fampahafantarana ankapobeny: Manohy miresaka amin'i Abrahama Andriamanitra. # amin'ireo taranaka fara-mandimbin'izy ireo "ho an'ny taranaka tsirairay" # ho fanekena tsy manam-pahataperana "ho fanekena izay haharitra mandrakizay" # ho Andriamanitra ho anao sy ho an'ireo taranaka mandimby anao "ho Andriamanitrao sy ho Andriamanitr'ireo taranakao" na "fanekena" # Kanana, ho fananana mandrakizay "Kanana, ho toy ny fananana mandrakizay" na "Kanana, ho fananana maharitra mandrakizay"