plt_tn/gen/16/09.md

24 lines
662 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ny anjelin'i Yaveh niteny taminy
"Ny anjelin'i Yaveh niteny tamin'i Hagara"
# Ny anjelin'i Yaveh
Jereo ny fanamarihana ambany pejin'ity andian-teny ity ao amin'ny 16:7
# ny tompo vavinao
Saray. Jereo ny nandikana ny "ny tompo vaviny" ao amin'ny 16:1.
# Ny anjelin'i Yaveh niteny taminy hoe: "Izaho"
Raha niteny izy hoe "Izaho", dia ilazany an'i Yaveh. Rehefa mandika izay ao anaty farango sosona, dia ataovy toy izay nataon'ilay anjelin'i Yaveh ary ampiasao ny teny hoe: "Izaho" rehefa hilaza an'i Yaveh.
# Hampitombo isa ny taranakao tokoa Aho
"hanome taranaka maro ho anao Aho"
# tsy ho tambo isaina
"maro tokoa ka tsy hisy afaka hanisa azy ireo"