# Ny anjelin'i Yaveh niteny taminy "Ny anjelin'i Yaveh niteny tamin'i Hagara" # Ny anjelin'i Yaveh Jereo ny fanamarihana ambany pejin'ity andian-teny ity ao amin'ny 16:7 # ny tompo vavinao Saray. Jereo ny nandikana ny "ny tompo vaviny" ao amin'ny 16:1. # Ny anjelin'i Yaveh niteny taminy hoe: "Izaho" Raha niteny izy hoe "Izaho", dia ilazany an'i Yaveh. Rehefa mandika izay ao anaty farango sosona, dia ataovy toy izay nataon'ilay anjelin'i Yaveh ary ampiasao ny teny hoe: "Izaho" rehefa hilaza an'i Yaveh. # Hampitombo isa ny taranakao tokoa Aho "hanome taranaka maro ho anao Aho" # tsy ho tambo isaina "maro tokoa ka tsy hisy afaka hanisa azy ireo"