plt_tn/gen/15/06.md

20 lines
640 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Nino an'i Yaveh izy
Midika izany fa nanaiky ary nahatoky fa marina izay nolazain'i Yaveh.
# ary nisainy ho fahamarinana ho azy izany
"nisain'i Yaveh ho fahamarinana ny finoan'i Abrama" na "nahita an'i Abrama ho marina i Yaveh satria Abrama nino Azy"
# Izaho no Yaveh, izay nitondra anao nivoaka avy tao amin'ny Ora
Nampahatsiaro an'i Abrama izay efa nataony i Yaveh mba halalan'i Abrama fa Yaveh manana fahefana hanome izay nampanantenainy an'i Abrama.
# mba handova izany
"mba hahazo izany" na "mba ho fanananao izany"
# ahoana no hahafantarako
Nangataka porofo misimisy kokoa ny amin'ny hanomezan'i Yaveh azy ny tany i Abrama.