# Nino an'i Yaveh izy Midika izany fa nanaiky ary nahatoky fa marina izay nolazain'i Yaveh. # ary nisainy ho fahamarinana ho azy izany "nisain'i Yaveh ho fahamarinana ny finoan'i Abrama" na "nahita an'i Abrama ho marina i Yaveh satria Abrama nino Azy" # Izaho no Yaveh, izay nitondra anao nivoaka avy tao amin'ny Ora Nampahatsiaro an'i Abrama izay efa nataony i Yaveh mba halalan'i Abrama fa Yaveh manana fahefana hanome izay nampanantenainy an'i Abrama. # mba handova izany "mba hahazo izany" na "mba ho fanananao izany" # ahoana no hahafantarako Nangataka porofo misimisy kokoa ny amin'ny hanomezan'i Yaveh azy ny tany i Abrama.