plt_tn/gen/14/13.md

32 lines
698 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ilay iray izay afa-nandositra dia tonga
"lehilahy izay nandositra tamin'ny ady ka tonga"
# Izy dia nonina
"Abrama dia nonina." Mampiditra fampahafantarana fototra izany.
# ireo izay mpiandany amin'i Abrama
"nanao fifanekem-piara-miasa tamin'i Abrama" na "vita fanekem-pihavanana tamin'i Abrama"
# ny havany
Entina ilazana an'i Lota zana-drahalahin'i Abrahama izany.
# lehilahiny voahofana
"lehilahiny izay voahofana hiady"
# lehilahiny izay teraka tao an-tranony
"lehilahiny izay teraka tao an-tokatranon'i Abrama." Zanak'ireo mpanompon'i Abrama izy ireo.
# nanaraka azy ireo
"nanenjika azy ireo"
# Dana
Tanàna farany lavitra avaratr'iKanana izany, lavitrin'ny fitobian'i Abrama.