# Ilay iray izay afa-nandositra dia tonga "lehilahy izay nandositra tamin'ny ady ka tonga" # Izy dia nonina "Abrama dia nonina." Mampiditra fampahafantarana fototra izany. # ireo izay mpiandany amin'i Abrama "nanao fifanekem-piara-miasa tamin'i Abrama" na "vita fanekem-pihavanana tamin'i Abrama" # ny havany Entina ilazana an'i Lota zana-drahalahin'i Abrahama izany. # lehilahiny voahofana "lehilahiny izay voahofana hiady" # lehilahiny izay teraka tao an-tranony "lehilahiny izay teraka tao an-tokatranon'i Abrama." Zanak'ireo mpanompon'i Abrama izy ireo. # nanaraka azy ireo "nanenjika azy ireo" # Dana TanĂ na farany lavitra avaratr'iKanana izany, lavitrin'ny fitobian'i Abrama.