plt_tn/gen/13/10.md

28 lines
822 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ny lemak'i Jordana rehetra
Ilazana ny ny faritra ny onin'i Jordana amin'ny ankapobeny izany.
# voatondraka tsara
"nanana rano betsaka" na "be rano"
# tahaka ny sahan'i Yaveh, tahaka ny tanin'i Egypta
"tahaka ny sahan'i Yaveh na tahaka ny tanin'i Egypta." Toerana roa samy hafa izany.
# ny sahan'i Yaveh
Anarana hafa ilazana ny saha Edena izany.
# saha
Ampiasao ny teny mitovin'ny hoe: "saha" araka izay nampiasainao ao amin'ny 2:7.
# Talohan'ny nandravan'i Yaveh an'i Sodoma sy Gomora izany
Mialoha zavatra izay hitranga atsy ho atsy izany. Manan-danja tokoa izany eto noho izy manazava ny antony nanorenan'i Lota fonenana tany amin'ny faritra izay tsy namokatra intsony taty aoriana.
# ireo mpihavana
" ireo havana akaiky" na " ireo havana". Ilazana an'i Lota sy Abrama miaraka amin'ireo ankohonany izany.