# ny lemak'i Jordana rehetra Ilazana ny ny faritra ny onin'i Jordana amin'ny ankapobeny izany. # voatondraka tsara "nanana rano betsaka" na "be rano" # tahaka ny sahan'i Yaveh, tahaka ny tanin'i Egypta "tahaka ny sahan'i Yaveh na tahaka ny tanin'i Egypta." Toerana roa samy hafa izany. # ny sahan'i Yaveh Anarana hafa ilazana ny saha Edena izany. # saha Ampiasao ny teny mitovin'ny hoe: "saha" araka izay nampiasainao ao amin'ny 2:7. # Talohan'ny nandravan'i Yaveh an'i Sodoma sy Gomora izany Mialoha zavatra izay hitranga atsy ho atsy izany. Manan-danja tokoa izany eto noho izy manazava ny antony nanorenan'i Lota fonenana tany amin'ny faritra izay tsy namokatra intsony taty aoriana. # ireo mpihavana " ireo havana akaiky" na " ireo havana". Ilazana an'i Lota sy Abrama miaraka amin'ireo ankohonany izany.