plt_tn/gen/12/06.md

16 lines
415 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Nandalo ny tany Abrama
Ny anaran'i Abrama ihany no voatonona eto satria izy no lohan'ny fianakaviana. Andriamanitra efa nanome azy baiko hitondra ny fianakaviany ary handeha any. DH: "Koa nandeha manerana ny tany i Abrama sy ny fianakaviany"
# ny tany
"ny tany Kanana"
# ny hazo terebintan'i More
More dia mety ho anaran-toerana tokoa.
# Yaveh, izay efa niseho taminy
"Yaveh, satria efa niseho taminy Izy"