# Nandalo ny tany Abrama Ny anaran'i Abrama ihany no voatonona eto satria izy no lohan'ny fianakaviana. Andriamanitra efa nanome azy baiko hitondra ny fianakaviany ary handeha any. DH: "Koa nandeha manerana ny tany i Abrama sy ny fianakaviany" # ny tany "ny tany Kanana" # ny hazo terebintan'i More More dia mety ho anaran-toerana tokoa. # Yaveh, izay efa niseho taminy "Yaveh, satria efa niseho taminy Izy"